Eksodosy 20:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aza manana andriamani-kafa ankoatra ahy.*+ Deoteronomia 32:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nanao sorona ho an’ny demonia, fa tsy ho an’Andriamanitra, izy ireo,+Ho an’andriamanitra tsy fantatr’izy ireo,Andriamanitra vaovao izay niseho vao haingana,Sady tsy fantatry ny razambenareo. Mpitsara 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia niala tamin’i Jehovah Andriamanitry ny razambeny, izay nitondra azy nivoaka avy tany Ejipta, izy ireo.+ Lasa nanompo andriamani-kafa izy ireo, izany hoe ny andriamanitry ny firenena manodidina.+ Dia tezitra i Jehovah satria niankohoka tamin’ireny izy ireo.+ Jeremia 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Efa nisy firenena nanolo ny andriamaniny tamin’izay tsy andriamanitra ve? Ny vahoakako anefa nanakalo ny voninahitro tamin’izay tsy misy ilana azy.+
17 Nanao sorona ho an’ny demonia, fa tsy ho an’Andriamanitra, izy ireo,+Ho an’andriamanitra tsy fantatr’izy ireo,Andriamanitra vaovao izay niseho vao haingana,Sady tsy fantatry ny razambenareo.
12 Dia niala tamin’i Jehovah Andriamanitry ny razambeny, izay nitondra azy nivoaka avy tany Ejipta, izy ireo.+ Lasa nanompo andriamani-kafa izy ireo, izany hoe ny andriamanitry ny firenena manodidina.+ Dia tezitra i Jehovah satria niankohoka tamin’ireny izy ireo.+
11 Efa nisy firenena nanolo ny andriamaniny tamin’izay tsy andriamanitra ve? Ny vahoakako anefa nanakalo ny voninahitro tamin’izay tsy misy ilana azy.+