-
2 Tantara 34:31, 32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Nijoro teo amin’ny toerany ny mpanjaka, ary nanao* fifanekena+ teo anatrehan’i Jehovah hoe hankatò an’i Jehovah sady hanaraka ny didiny sy ny fampahatsiahivany ary ny fitsipiny amin’ny fony manontolo sy ny tenany manontolo,+ ka hanatanteraka an’izay voalazan’ilay fifanekena voasoratra tao amin’ilay boky.+ 32 Nasainy nanaiky an’izay voalazan’ilay fifanekena koa ny olona rehetra tany Jerosalema sy tany amin’ny tanin’i Benjamina. Ary ny mponin’i Jerosalema dia nanaraka an’izay voalazan’ilay fifanekena nataon’Andriamanitra, dia ilay Andriamanitry ny razambeny.+
-