FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 10:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Izay mandray mpaminany satria hoe mpaminany ilay olona, dia hahazo ny valisoan’ny mpaminany.+ Izay mandray olo-marina satria hoe olo-marina ilay olona, dia hahazo ny valisoan’ny olo-marina.

  • Romanina 12:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Mba anomezo amin’izay anananareo ny olona masina, araka izay ilainy.+ Miezaha ho tia mandray vahiny.+

  • Hebreo 13:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Aza hadinoina ny mandray vahiny,*+ fa izany no nahatonga ny sasany hampiantrano anjely+ nefa tsy fantany akory.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara