Deoteronomia 8:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 dia tadidio fa i Jehovah Andriamanitrao no manome hery anao mba hahazoana harena.+ Tiany hotanterahina mantsy ilay fifanekena nianianany tamin’ny razambenao, hoatran’izao androany izao.+ Ohabolana 10:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ny fitahian’i Jehovah no mampanan-karena,+Ary tsy ampiany fijaliana* izany. Filipianina 4:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary ilay Andriamanitro izay manan-karena voninahitra kosa no hanome anareo an’izay ilainareo,+ amin’ny alalan’i Kristy Jesosy.
18 dia tadidio fa i Jehovah Andriamanitrao no manome hery anao mba hahazoana harena.+ Tiany hotanterahina mantsy ilay fifanekena nianianany tamin’ny razambenao, hoatran’izao androany izao.+
19 Ary ilay Andriamanitro izay manan-karena voninahitra kosa no hanome anareo an’izay ilainareo,+ amin’ny alalan’i Kristy Jesosy.