FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 16:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Noraisin’i Samoela àry ilay tandroka nisy menaka,+ ka nanosotra an’i Davida teo anatrehan’ireo rahalahiny izy. Ary nanome hery an’i Davida ny fanahin’i Jehovah, nanomboka tamin’iny andro iny.+ Dia nitsangana i Samoela avy eo, ka lasa nankany Rama.+

  • 1 Samoela 17:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 I Davida dia zanak’ilay Efratita+ atao hoe Jese, avy any Betleheman’i+ Joda. Nanan-janaka valo mirahalahy+ i Jese,+ ary efa antitra izy tamin’ny andron’i Saoly.

  • Matio 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Jese niteraka an’i Davida+ Mpanjaka;

      Davida niteraka an’i Solomona+ tamin’ny vadin’i Oria;

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara