2 Samoela 8:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 I Joaba+ zanak’i Zeroia no lehiben’ny tafika, ary i Josafata+ zanak’i Ahiloda no mpanoratra ny raharaham-panjakana. 1 Tantara 11:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hoy i Davida: “Izay mamely voalohany an’ireo Jebosita ireo, dia ho lehiben’ny* tafika sy ho andriana.” I Joaba+ zanak’i Zeroia no niakatra voalohany, ka izy no lasa lehiben’ny tafika.
16 I Joaba+ zanak’i Zeroia no lehiben’ny tafika, ary i Josafata+ zanak’i Ahiloda no mpanoratra ny raharaham-panjakana.
6 Dia hoy i Davida: “Izay mamely voalohany an’ireo Jebosita ireo, dia ho lehiben’ny* tafika sy ho andriana.” I Joaba+ zanak’i Zeroia no niakatra voalohany, ka izy no lasa lehiben’ny tafika.