2 Samoela 2:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Teo koa izy telo mirahalahy zanak’i Zeroia:+ I Joaba+ sy Abisay+ ary Asahela.+ Ary nahery nihazakazaka toy ny gazela any an-tsaha i Asahela. 2 Samoela 3:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Koa novonoin’i Joaba sy Abisay+ rahalahiny i Abnera,+ noho izy namono an’i Asahela rahalahin’izy ireo tany an’ady,+ tany Gibeona. 2 Samoela 23:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Anisan’ireo 30 lahy koa i Asahela+ rahalahin’i Joaba, Elanana zanak’i Dodo avy any Betlehema,+
18 Teo koa izy telo mirahalahy zanak’i Zeroia:+ I Joaba+ sy Abisay+ ary Asahela.+ Ary nahery nihazakazaka toy ny gazela any an-tsaha i Asahela.
30 Koa novonoin’i Joaba sy Abisay+ rahalahiny i Abnera,+ noho izy namono an’i Asahela rahalahin’izy ireo tany an’ady,+ tany Gibeona.