Genesisy 35:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia maty i Rahely ka nalevina teny amoron’ny lalana mankany Efrata, izany hoe Betlehema.+ Jaona 7:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Ny Soratra Masina angaha moa tsy milaza hoe avy amin’ny taranak’i Davida i Kristy,+ sady avy any Betlehema,+ tanàna nisy an’i Davida?”+
42 Ny Soratra Masina angaha moa tsy milaza hoe avy amin’ny taranak’i Davida i Kristy,+ sady avy any Betlehema,+ tanàna nisy an’i Davida?”+