Genesisy 35:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia maty i Rahely ka nalevina teny amoron’ny lalana mankany Efrata, izany hoe Betlehema.+ Matio 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Teraka tao Betlehema+ any Jodia i Jesosy, tamin’ny andron’i Heroda*+ Mpanjaka. Taoriana kelin’izay, dia nisy mpanandro* avy any Atsinanana tonga tao Jerosalema,
2 Teraka tao Betlehema+ any Jodia i Jesosy, tamin’ny andron’i Heroda*+ Mpanjaka. Taoriana kelin’izay, dia nisy mpanandro* avy any Atsinanana tonga tao Jerosalema,