3 Naka vady hafa+ tao Jerosalema i Davida, ka mbola niteraka zazalahy sy zazavavy hafa.+ 4 Ireto avy ny anaran’ny zaza naterany tany Jerosalema:+ Samoa, Sobaba, Natana,+ Solomona,+ 5 Jibara, Elisoa, Elipeleta, 6 Noga, Nafega, Jafia, 7 Elisama, Beliada ary Elifeleta.