2 Tantara 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Abia, ka nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida.+ Ary i Asa zanany no nanjaka nandimby azy. Nilamina nandritra ny folo taona ilay tany, tamin’ny andron’i Asa.
14 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Abia, ka nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida.+ Ary i Asa zanany no nanjaka nandimby azy. Nilamina nandritra ny folo taona ilay tany, tamin’ny andron’i Asa.