25 Ireto avy ny tanàna kely tany ambanivohitra nipetrahan’ny sasany tamin’ny fokon’i Joda: I Kiriata-arba+ sy ny tanàna niankina taminy, Dibona sy ny tanàna niankina taminy, Jekabzela+ sy ny tanàna keliny, 26 Jesoa, Molada,+ Beti-paleta,+ 27 Hazara-soala,+ Beri-sheba sy ny tanàna niankina taminy,