Mpitsara 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Niaraka tamin’ny fokon’i Joda ny fokon’i Simeona rahalahiny, mba hanafika ny Kananita nipetraka tany Zefata. Dia noravany tanteraka ilay tanàna,+ ka nantsoiny hoe Horma.*+
17 Niaraka tamin’ny fokon’i Joda ny fokon’i Simeona rahalahiny, mba hanafika ny Kananita nipetraka tany Zefata. Dia noravany tanteraka ilay tanàna,+ ka nantsoiny hoe Horma.*+