Eksodosy 6:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 I Eleazara,+ zanakalahin’i Arona, dia naka ny iray tamin’ny zanakavavin’i Potiela ho vadiny. Dia niteraka an’i Finehasa+ tamin’i Eleazara izy. Ireo no lohan’ny fianakaviamben’ny Levita, araka ny fianakaviany avy.+ Nomery 3:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 I Eleazara+ zanak’i Arona mpisorona no lehiben’ny mpiadidy teo amin’ny Levita. Izy no mpiandraikitra an’izay nanana andraikitra tao amin’ny toerana masina.
25 I Eleazara,+ zanakalahin’i Arona, dia naka ny iray tamin’ny zanakavavin’i Potiela ho vadiny. Dia niteraka an’i Finehasa+ tamin’i Eleazara izy. Ireo no lohan’ny fianakaviamben’ny Levita, araka ny fianakaviany avy.+
32 I Eleazara+ zanak’i Arona mpisorona no lehiben’ny mpiadidy teo amin’ny Levita. Izy no mpiandraikitra an’izay nanana andraikitra tao amin’ny toerana masina.