Josoa 21:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia nomen’ny Israelita ho an’ny Levita tamin’ny antsapaka ireo tanàna ireo sy ny kijanany, araka ny didy nomen’i Jehovah tamin’ny alalan’i Mosesy.+ Josoa 21:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary ny avy tamin’ny fokon’i Benjamina dia i Gibeona+ sy ny kijanany, Geba sy ny kijanany,+
8 Dia nomen’ny Israelita ho an’ny Levita tamin’ny antsapaka ireo tanàna ireo sy ny kijanany, araka ny didy nomen’i Jehovah tamin’ny alalan’i Mosesy.+