FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 16:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia naniraka olona haka azy i Jese ary nentina teo izy. Somary mena ilay zazalahy, tsara be ny masony, ary izy koa tsara tarehy.+ Dia hoy i Jehovah: “Mitsangàna ka hosory izy, fa io no izy!”+ 13 Noraisin’i Samoela àry ilay tandroka nisy menaka,+ ka nanosotra an’i Davida teo anatrehan’ireo rahalahiny izy. Ary nanome hery an’i Davida ny fanahin’i Jehovah, nanomboka tamin’iny andro iny.+ Dia nitsangana i Samoela avy eo, ka lasa nankany Rama.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara