Josoa 8:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ataovy amin’i Ay sy ny mpanjakany izay nataonao tamin’i Jeriko sy ny mpanjakany.+ Azonareo alaina ho anareo anefa ny fananany sy ny biby fiompiny. Ary asio lehilahy miafina any ambadiky ny tanàna, mba hanafika azy.” Salamo 18:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Mampiofana ahy* hiady izy;Mahavita mamoritra tsipìka varahina ny sandriko.
2 Ataovy amin’i Ay sy ny mpanjakany izay nataonao tamin’i Jeriko sy ny mpanjakany.+ Azonareo alaina ho anareo anefa ny fananany sy ny biby fiompiny. Ary asio lehilahy miafina any ambadiky ny tanàna, mba hanafika azy.”