Eksodosy 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ny zanakalahin’i Kehata dia i Amrama, Jizara, Hebrona, ary Oziela.+ Ary 133 taona ny andro niainan’i Kehata. Eksodosy 6:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ny zanakalahin’i Oziela dia i Misaela sy Elizafana+ ary Sitry.
18 Ny zanakalahin’i Kehata dia i Amrama, Jizara, Hebrona, ary Oziela.+ Ary 133 taona ny andro niainan’i Kehata.