FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 4:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Rehefa hiainga ny toby, dia tokony ho efa norakofan’i Arona sy ny zanany lahy ny toerana masina+ sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy. Dia hiditra ny taranak’i Kehata ka hilanja an’ireo,+ nefa tsy hikasika an’ilay toerana masina izy ireo sao ho faty.+ Ireo zavatra ireo no andraikitry* ny taranak’i Kehata mifandray amin’ny tranolay fihaonana.

  • Deoteronomia 31:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Avy eo dia nosoratan’i Mosesy ity Lalàna ity,+ dia nomeny an’ireo Levita mpisorona nilanja ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah, sy ny anti-panahy rehetra teo amin’ny Israely.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara