FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 6:31-33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ireto avy no notendren’i Davida hitarika ny hira tao an-tranon’i Jehovah, rehefa avy napetraka tao ilay Vata.+ 32 Niandraikitra ny hira tao amin’ny tranolay* izy ireo, mandra-panorin’i Solomona ny tranon’i Jehovah tao Jerosalema.+ Ary nanao ny fanompoany araka izay nasaina nataony izy ireo.+ 33 Ireto avy ny lehilahy nanompo niaraka tamin’ny zanany: Tamin’ny Kehatita, dia i Hemana+ mpihira zanak’i Joela,+ zanak’i Samoela,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara