2 Samoela 23:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Izao no teny farany nataon’i Davida:+ “Ny tenin’i Davida zanak’i Jese,+Dia ny tenin’ilay lehilahy nasandratra ho ambony,+Ilay voahosotry+ ny Andriamanitr’i Jakoba,Ilay mpihira mahafinaritra* voalazan’ny hiran’ny+ Israely. Efesianina 5:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Rehefa mifampiresaka koa ianareo,* dia mifampahereza amin’ny salamo sy fiderana an’Andriamanitra ary hira masina,+ ary mihirà amin’ny fo ho an’i Jehovah,*+ miaraka amin’ny mozika.+
23 Izao no teny farany nataon’i Davida:+ “Ny tenin’i Davida zanak’i Jese,+Dia ny tenin’ilay lehilahy nasandratra ho ambony,+Ilay voahosotry+ ny Andriamanitr’i Jakoba,Ilay mpihira mahafinaritra* voalazan’ny hiran’ny+ Israely.
19 Rehefa mifampiresaka koa ianareo,* dia mifampahereza amin’ny salamo sy fiderana an’Andriamanitra ary hira masina,+ ary mihirà amin’ny fo ho an’i Jehovah,*+ miaraka amin’ny mozika.+