FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 14:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Nanamafy orina ny fanjakany teo amin’ny Israely i Saoly, ka niady tamin’ny fahavalony rehetra manodidina, dia ny Moabita,+ ny Amonita,+ ny Edomita,+ ireo mpanjakan’i Zoba,+ ary ny Filistinina.+ Resiny izy ireny tany amin’izay rehetra nalehany.

  • 2 Samoela 10:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia hitan’ny Amonita fa lasa halan’i Davida izy ireo. Koa naniraka olona izy ireo mba hanakarama ny Syrianina tany Beti-rehoba+ sy tany Zoba,+ dia miaramila 20 000 mpandeha an-tongotra, sy ny mpanjakan’i Maka+ niaraka tamin’ny 1 000 lahy, ary lehilahy 12 000+ avy any Istoba.*

  • Salamo 60:0
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • Ho an’ny mpitarika; atao mifanaraka amin’ny “Lisy Fampahatsiahivana.” Miktama* nataon’i Davida. Natao hampianarana. Tamin’izy niady tamin’i Arama-naharaima sy Arama-zoba, sy tamin’i Joaba niverina namono Edomita 12 000 teo amin’ny Lohasahan-tsira.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara