1 Samoela 26:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy i Davida tamin’i Abisay+ rahalahin’i Joaba, zanak’i Zeroia,+ sy Ahimeleka Hetita:+ “Iza no hidina hiaraka amiko hankeny amin’i Saoly ao an-toby?” Dia hoy i Abisay: “Hiaraka aminao aho.” 2 Samoela 3:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Koa novonoin’i Joaba sy Abisay+ rahalahiny i Abnera,+ noho izy namono an’i Asahela rahalahin’izy ireo tany an’ady,+ tany Gibeona. 2 Samoela 10:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny sisa kosa nasainy notarihin’i* Abisay+ rahalahiny, mba hilahatra hiady amin’ny Amonita.+ 2 Samoela 20:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hoy i Davida tamin’i Abisay:+ “Mety hampidi-doza antsika mihoatra noho i Absaloma+ i Sheba+ zanak’i Bikry. Ento àry ny mpanompon’ny tomponao ka enjeho izy, sao hiditra any amin’ny tanàna voaro mafy izy ka tsy ho azontsika intsony.” 2 Samoela 21:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tonga nanampy+ an’i Davida avy hatrany anefa i Abisay+ zanak’i Zeroia. Dia nasiany ilay Filistinina, ka novonoiny ho faty. Nianiana tamin’i Davida ny olony tamin’izay hoe: “Tsy mahazo mivoaka hiady miaraka aminay intsony ianao!+ Tsy mahazo mamono ny jiron’ny Israely ianao!”+
6 Ary hoy i Davida tamin’i Abisay+ rahalahin’i Joaba, zanak’i Zeroia,+ sy Ahimeleka Hetita:+ “Iza no hidina hiaraka amiko hankeny amin’i Saoly ao an-toby?” Dia hoy i Abisay: “Hiaraka aminao aho.”
30 Koa novonoin’i Joaba sy Abisay+ rahalahiny i Abnera,+ noho izy namono an’i Asahela rahalahin’izy ireo tany an’ady,+ tany Gibeona.
6 Dia hoy i Davida tamin’i Abisay:+ “Mety hampidi-doza antsika mihoatra noho i Absaloma+ i Sheba+ zanak’i Bikry. Ento àry ny mpanompon’ny tomponao ka enjeho izy, sao hiditra any amin’ny tanàna voaro mafy izy ka tsy ho azontsika intsony.”
17 Tonga nanampy+ an’i Davida avy hatrany anefa i Abisay+ zanak’i Zeroia. Dia nasiany ilay Filistinina, ka novonoiny ho faty. Nianiana tamin’i Davida ny olony tamin’izay hoe: “Tsy mahazo mivoaka hiady miaraka aminay intsony ianao!+ Tsy mahazo mamono ny jiron’ny Israely ianao!”+