Salamo 25:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Noho ny anaranao, Jehovah ô,+Dia mamelà ny fahadisoako, na dia lehibe aza izany. Salamo 51:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Iantrao aho Andriamanitra ô, noho ianao be fitiavana sy tsy mivadika.+ Koseho ny fahadisoako, satria be famindram-po ianao.+
51 Iantrao aho Andriamanitra ô, noho ianao be fitiavana sy tsy mivadika.+ Koseho ny fahadisoako, satria be famindram-po ianao.+