FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 28:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Nisy mpaminanin’i Jehovah atao hoe Odeda anefa nitsena an’ilay tafika tonga tao Samaria, ka niteny hoe: “Tezitra tamin’ny Joda i Jehovah Andriamanitry ny razambenareo, ka nataony resinareo ry zareo.+ Tezitra loatra anefa ianareo dia novonoinareo ry zareo, ka tonga hatrany am-poto-tsofin’Andriamanitra mihitsy izany nataonareo izany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara