FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 30:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Taorian’izay, dia niteraka zazalahy faharoa tamin’i Jakoba i Zilpa mpanompovavin’i Lea. 13 Dia hoy i Lea: “Sambatra erỳ aho, fa tena hiantso ahy hoe sambatra izao ny zazavavy.”+ Koa nataony hoe Asera*+ ny anarany.

  • Genesisy 49:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “Hanana sakafo* be dia be* i Asera,+ ary hanome sakafo mendrika homena ny mpanjaka.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara