FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 10:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ho tonga eo amin’ny havoanan’ilay tena Andriamanitra ianao aorian’izay, eo amin’ilay misy toby miaramilan’ny Filistinina. Rehefa tonga ao an-tanàna ianao, dia hifanena amin’ny mpaminany maromaro midina avy eny amin’ny toerana avo. Hisy olona mitendry zavamaneno sy mively ampongatapaka sy mitsoka sodina ary mitendry harpa eo alohan’izy ireo, raha mbola iny maminany iny izy ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara