9 Mankanesa any amin’ny Levita mpisorona sy any amin’ilay mpitsara+ miasa amin’izany fotoana izany ka anontanio izy ireo, dia holazainy aminao ny didim-pitsarana.+
8 Tao Jerosalema koa i Josafata no nanendry ny sasany tamin’ny Levita sy ny mpisorona ary ny lohan’ny fianakaviambe teo amin’ny Israely, mba hitsara amin’ny anaran’i Jehovah sy handamina ny adin’ny mponina tao.+