2 Tantara 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nanao latabatra folo koa izy. Napetrany tao amin’ny tempoly izany, ka ny dimy teo ankavanana ary ny dimy teo ankavia.+ Dia nanao vilia baolina volamena 100 izy. 2 Tantara 4:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary nataon’i Solomona ny fitaovana rehetra+ ho an’ny tranon’ilay tena Andriamanitra: Ny alitara volamena;+ ny latabatra+ fametrahana ny mofo aseho;+
8 Nanao latabatra folo koa izy. Napetrany tao amin’ny tempoly izany, ka ny dimy teo ankavanana ary ny dimy teo ankavia.+ Dia nanao vilia baolina volamena 100 izy.
19 Ary nataon’i Solomona ny fitaovana rehetra+ ho an’ny tranon’ilay tena Andriamanitra: Ny alitara volamena;+ ny latabatra+ fametrahana ny mofo aseho;+