1 Tantara 26:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 sy ny zanak’i Jehiela, Zetama, ary Joela rahalahiny. Izy ireo no niandraikitra ny fitehirizana ny zava-tsarobidy tao an-tranon’i Jehovah.+
22 sy ny zanak’i Jehiela, Zetama, ary Joela rahalahiny. Izy ireo no niandraikitra ny fitehirizana ny zava-tsarobidy tao an-tranon’i Jehovah.+