2 Tantara 25:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Lasa mpanjaka i Amazia tamin’izy 25 taona, ary nanjaka 29 taona tany Jerosalema izy. Joadana no anaran-dreniny, ary avy any Jerosalema izy io.+ 2 Tantara 25:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Raha vao mafy orina ny fanjakany, dia novonoiny ho faty ireo mpanompony namono ny mpanjaka rainy.+
25 Lasa mpanjaka i Amazia tamin’izy 25 taona, ary nanjaka 29 taona tany Jerosalema izy. Joadana no anaran-dreniny, ary avy any Jerosalema izy io.+