1 Mpanjaka 6:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ary vita ilay trano tamin’ny taona faha-11, tamin’ny volana Bola,* volana fahavalo. Vita tsara an-tsakany sy an-davany sy nifanaraka tamin’ny planina+ ilay izy. Fito taona no nanorenany an’ilay trano. 2 Tantara 5:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia nentin’ny mpisorona ilay Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah, ka nataony teo amin’ny toerany, tao amin’ny efitra anatiny indrindra amin’ilay trano, tao amin’ny Masina Indrindra, teo ambany elatr’ireo kerobima.+
38 Ary vita ilay trano tamin’ny taona faha-11, tamin’ny volana Bola,* volana fahavalo. Vita tsara an-tsakany sy an-davany sy nifanaraka tamin’ny planina+ ilay izy. Fito taona no nanorenany an’ilay trano.
7 Dia nentin’ny mpisorona ilay Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah, ka nataony teo amin’ny toerany, tao amin’ny efitra anatiny indrindra amin’ilay trano, tao amin’ny Masina Indrindra, teo ambany elatr’ireo kerobima.+