12 Rehefa nozaraina hoatr’izany ny mpiandry vavahady, dia nahazo andraikitra hoatran’ny rahalahiny koa ny lohan’ny fianakaviambe, mba hanompo tao an-tranon’i Jehovah. 13 Nanaovana antsapaka+ àry na ny kely na ny lehibe, araka ny fianakaviambeny, mba hahafantarana an’izay vavahady hambenany.