Levitikosy 26:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hataoko izay hahatonga anareo tsy hirehareha sy tsy ho mafy loha intsony. Ary hataoko toy ny vy ny lanitrareo,+ ary toy ny varahina ny taninareo. Deoteronomia 28:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Hohidiako ny lanitra eo ambony lohanao mba tsy handatsaka orana, ary hataoko tsy mamokatra ny tany eo ambany tongotrao.*+
19 Hataoko izay hahatonga anareo tsy hirehareha sy tsy ho mafy loha intsony. Ary hataoko toy ny vy ny lanitrareo,+ ary toy ny varahina ny taninareo.
23 Hohidiako ny lanitra eo ambony lohanao mba tsy handatsaka orana, ary hataoko tsy mamokatra ny tany eo ambany tongotrao.*+