34 Dia nanarona ny tranolay fihaonana ny rahona, ka feno ny voninahitr’i Jehovah ilay tranolay.+ 35 Koa tsy afaka niditra tao amin’ny tranolay fihaonana i Mosesy, satria nijanona teo ambonin’izy io ilay rahona, ary feno ny voninahitr’i Jehovah ilay tranolay.+