FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 7:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Lavidavitra an’ilay Trano Fitsarana ny trano* nipetrahan’i Solomona, izay nataony teo amin’ny tokotany iray hafa.+ Nitovy tamin’io Trano Fitsarana io ihany ny nanaovana azy. Nanorina trano nitovy tamin’io koa i Solomona mba ho an’ny zanakavavin’i Farao, izay nalainy ho vady.+

  • 1 Mpanjaka 9:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Fa niakatra avy tao amin’ny Tanànan’i Davida+ kosa ny zanakavavin’i Farao,+ ka nankany amin’ilay trano naorin’i Solomona ho azy. Nanorina ny Havoana*+ i Solomona taorian’izay.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara