Nomery 33:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ireto avy ny lalana nalehan’ny vahoakan’Israely, rehefa nivoaka avy tany Ejipta+ araka ny antokony*+ avy izy ireo, ary i Mosesy sy Arona no nitarika azy tamin’izay.+ Nomery 33:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 niainga avy tao Abrona, dia nitoby tao Eziona-gebera;+ 1 Mpanjaka 22:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Nanao sambon’i Tarsisy* koa i Josafata, mba handehanana haka volamena+ tany Ofira. Tsy lasa tany anefa ireo sambo ireo, satria simba tao Eziona-gebera.+
33 Ireto avy ny lalana nalehan’ny vahoakan’Israely, rehefa nivoaka avy tany Ejipta+ araka ny antokony*+ avy izy ireo, ary i Mosesy sy Arona no nitarika azy tamin’izay.+
48 Nanao sambon’i Tarsisy* koa i Josafata, mba handehanana haka volamena+ tany Ofira. Tsy lasa tany anefa ireo sambo ireo, satria simba tao Eziona-gebera.+