FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 12:22-24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Dia hoy ilay tena Andriamanitra tamin’i Semaia+ lehilahin’Andriamanitra: 23 “Lazao amin’i Rehoboama zanak’i Solomona mpanjakan’ny Joda, sy amin’ny taranak’i Joda rehetra, sy amin’ny taranak’i Benjamina, ary amin’ny vahoaka sisa hoe: 24 ‘Izao no tenin’i Jehovah: “Aza miakatra hiady amin’ny Israelita rahalahinareo. Samia mody any an-tranony avy, fa izaho no nahatonga an’izao.”’”+ Dia nankatò ny tenin’i Jehovah izy ireo, ka nody tany an-tranony araka ny tenin’i Jehovah.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara