2 Tantara 33:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Notenenin’i Jehovah foana i Manase sy ny vahoakany, nefa tsy nihaino izy ireo.+ 2 Tantara 33:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Rehefa nijaly anefa izy, dia nitalaho tamin’i Jehovah Andriamaniny mba hamindra fo aminy.* Nanetry tena be teo anatrehan’ilay Andriamanitry ny razambeny koa izy.
12 Rehefa nijaly anefa izy, dia nitalaho tamin’i Jehovah Andriamaniny mba hamindra fo aminy.* Nanetry tena be teo anatrehan’ilay Andriamanitry ny razambeny koa izy.