FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 21:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 “Hitanao ve fa nanetry tena i Ahaba noho ny fanamelohako azy?+ Nanetry tena teo anatrehako izy, ka tsy hataoko tonga mandritra ny androm-piainany ilay loza. Amin’ny andron’ny zanany kosa vao hataoko tonga amin’ny ankohonany izany.”+

  • 2 Tantara 34:26, 27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Izao kosa lazaina amin’ny mpanjakan’ny Joda, izay naniraka anareo hanontany an’i Jehovah: “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely momba an’izay henonao:+ 27 Mora nandray anatra* ny fonao ka nanetry tena teo anatrehan’Andriamanitra ianao, rehefa nandre ny teniny momba an’ity toerana ity sy ny mponina eo aminy. Dia nanetry tena teo anatrehako ianao ka nandrovitra ny akanjonao ary nitomany teo anatrehako. Noho izany, dia nihaino anao koa aho,+ hoy i Jehovah.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara