FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 28:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Ary ianao, ry Solomona zanako, fantaro ilay Andriamanitry ny rainao, ka manompoa azy amin’ny fo manontolo*+ sy amin’ny fo falifaly.* Mandinika ny fo rehetra mantsy i Jehovah,+ ary fantany daholo ny eritreritra sy ny faniriana.+ Raha mitady azy ianao, dia hataony izay hahitanao azy.+ Raha mahafoy azy kosa ianao, dia hariany mandrakizay.+

  • Hebreo 10:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 “Ny olo-marina anefa ho velona satria manam-pinoana”,+ fa “raha mihemotra izy, dia tsy hankasitrahako.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara