FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Mandidy anao indray àry aho hoe: ‘Manàna herim-po ary mahereza!’ Aza matahotra na mihorohoro, fa hanampy anao i Jehovah Andriamanitrao na aiza na aiza alehanao.”+

  • 1 Tantara 28:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Hoy koa i Davida tamin’i Solomona zanany: “Manàna herim-po ary mahereza, ka ataovy ilay asa. Aza matahotra na mihorohoro, fa manampy anao i Jehovah Andriamanitra, ilay Andriamanitro.+ Tsy handao anao izy ary tsy hahafoy anao mihitsy,+ fa hanampy anao mandra-pahavitan’ny asa rehetra momba ny tranon’i Jehovah.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara