FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 6:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Nanomboka nanorina trano ho an’i Jehovah*+ i Solomona tamin’ny taona faha-480 taorian’ny nivoahan’ny Israelita* avy tany Ejipta,+ izany hoe tamin’ny taona fahefatra nanjakany teo amin’ny Israely, tamin’ny volana Ziva,*+ volana faharoa.

  • 1 Mpanjaka 6:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Tamin’ny taona fahefatra, tamin’ny volana Ziva,* no napetraka ny fototry ny tranon’i Jehovah.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara