1 Samoela 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia naka jaogy kely misy menaka i Samoela, ka nandraraka an’ilay menaka teo amin’ny lohan’i Saoly.+ Nanoroka azy izy ary niteny hoe: “I Jehovah mihitsy no nanosotra anao ho mpitarika+ eo amin’ny lovany.+ 1 Samoela 10:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia niteny tamin’ny vahoaka manontolo i Samoela hoe: “Hitanareo tsara ve ilay nofidin’i Jehovah?+ Jereo fa tsy misy hoatr’azy amin’ny olona rehetra!” Koa nihorakoraka izy rehetra hoe: “Ho ela velona anie ny mpanjaka!”
10 Dia naka jaogy kely misy menaka i Samoela, ka nandraraka an’ilay menaka teo amin’ny lohan’i Saoly.+ Nanoroka azy izy ary niteny hoe: “I Jehovah mihitsy no nanosotra anao ho mpitarika+ eo amin’ny lovany.+
24 Dia niteny tamin’ny vahoaka manontolo i Samoela hoe: “Hitanareo tsara ve ilay nofidin’i Jehovah?+ Jereo fa tsy misy hoatr’azy amin’ny olona rehetra!” Koa nihorakoraka izy rehetra hoe: “Ho ela velona anie ny mpanjaka!”