2 Samoela 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Lasa nalaza koa i Davida rehefa tafaverina avy namono Edomita 18 000, teo amin’ny Lohasahan-tsira.+ Salamo 60:0 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Ho an’ny mpitarika; atao mifanaraka amin’ny “Lisy Fampahatsiahivana.” Miktama* nataon’i Davida. Natao hampianarana. Tamin’izy niady tamin’i Arama-naharaima sy Arama-zoba, sy tamin’i Joaba niverina namono Edomita 12 000 teo amin’ny Lohasahan-tsira.+
13 Lasa nalaza koa i Davida rehefa tafaverina avy namono Edomita 18 000, teo amin’ny Lohasahan-tsira.+
Ho an’ny mpitarika; atao mifanaraka amin’ny “Lisy Fampahatsiahivana.” Miktama* nataon’i Davida. Natao hampianarana. Tamin’izy niady tamin’i Arama-naharaima sy Arama-zoba, sy tamin’i Joaba niverina namono Edomita 12 000 teo amin’ny Lohasahan-tsira.+