Genesisy 19:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Dia samy bevohokan’i Lota ny zanany roa vavy. Genesisy 19:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Tera-dahy koa ilay zandriny, ka nataony hoe Ben-amy ny anarany. Izy io no rain’ireo Amonita+ amin’izao andro izao ireo. Mpitsara 11:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 mba hiteny hoe: “Izao no nolazain’i Jefta: ‘Tsy naka ny tanin’ny Moabita+ sy ny tanin’ny Amonita+ ny Israely.
38 Tera-dahy koa ilay zandriny, ka nataony hoe Ben-amy ny anarany. Izy io no rain’ireo Amonita+ amin’izao andro izao ireo.
15 mba hiteny hoe: “Izao no nolazain’i Jefta: ‘Tsy naka ny tanin’ny Moabita+ sy ny tanin’ny Amonita+ ny Israely.