FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 24:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Isaky ny hitan’ny Levita fa be dia be ny vola tao amin’ilay vata, dia nateriny tany amin’ny mpanjaka ilay izy. Ary tonga ny mpitan-tsoratry ny mpanjaka sy ny solontenan’ny lehiben’ny mpisorona, ka navoakany daholo ny vola rehetra tao.+ Dia naveriny teny amin’ny toerany indray ilay vata avy eo. Hoatr’izany foana no nataon’izy ireo isan’andro, ka nahangona vola be izy ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara