-
2 Tantara 11:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Nipetraka tao Jerosalema i Rehoboama, ary nanorina tanàna voaro mafy tany Joda.
-
-
2 Tantara 14:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Nanao izay tsara sy mety teo imason’i Jehovah Andriamaniny i Asa.
-
-
2 Tantara 14:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Hoy izy tamin’ny Joda: “Andao haorintsika ireto tanàna ireto, ka hasiantsika manda sy tilikambo+ ary vavahady* misy bara hidiny ny manodidina. Fa mbola antsika ny tany, satria efa nitady an’i Jehovah Andriamanitsika isika. Efa nitady azy isika, dia nataony milamina tanteraka ny tanintsika.” Dia vitan’izy ireo soa aman-tsara ny zavatra naoriny.+
-