1 Mpanjaka 15:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nanao izay tsara teo imason’i Jehovah mantsy i Davida, ary tsy niala tamin’izay nandidiany azy izy nandritra ny androm-piainany, afa-tsy tamin’ilay raharaha momba an’i Oria Hetita.+ 2 Mpanjaka 18:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nanao izay tsara teo imason’i Jehovah foana+ i Hezekia, toy ny nataon’i Davida razambeny.+
5 Nanao izay tsara teo imason’i Jehovah mantsy i Davida, ary tsy niala tamin’izay nandidiany azy izy nandritra ny androm-piainany, afa-tsy tamin’ilay raharaha momba an’i Oria Hetita.+