Eksodosy 30:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Handoro emboka manitra koa i Arona rehefa mandrehitra ny jiro, amin’ny takariva.* Ho emboka manitra hatolotra tsy tapaka eo anatrehan’i Jehovah izany, hatramin’ny taranakareo fara aman-dimby.
8 Handoro emboka manitra koa i Arona rehefa mandrehitra ny jiro, amin’ny takariva.* Ho emboka manitra hatolotra tsy tapaka eo anatrehan’i Jehovah izany, hatramin’ny taranakareo fara aman-dimby.